As a free agent, he’s certainly going to have options, not the least of which could be his old hometown team, the Cubs. And now you wonder if maybe Joe Girardi, seeing the same thing, won’t also follow his fellow ’96, ’98, ’99 ring-bearers out the door ? Is Girardi — who will almost surely get a goodly share of Manager of the Year votes even if he isn’t able to complete a miracle run to the playoffs with this rag-tag, beaten up Yankee team — prepared to be Johnny Keane circa 1965 ? In recent days, Girardi has been evasive whenever questions about his Yankee future have been broached. What sort of music do you like ? viagra vs cialis price australia It’s been suggested before, as the Yankees showed signs of a slow decline after 2009, but now it is reality : Welcome back to 1964, when the Yankee dynasty ended with a resounding crash because the core veterans got old, and the minor league pipeline that had sustained them through four decades dried up.
Voalaza ihany fa taorian’ny fivoriana rehetra niraisana no nanambaran’izy ireo fa hampandany an’i Hery Rajaonarimampianina amin’ny fomba rehetra ny vondrona Les As. « Efa nahazo alalana avy amin’ny mpikambana rehetra izao fanapahan-kevitra izao », hoy izy nanamafy. Nohamafisiny ihany koa fa tsy ilaina sady tsy mety ny fodian’ny Filoha teo aloha Marc Ravalomanana eto Madagasikara, ka izay no tsy nanohanany ny hevitry ny dokotera Jean Louis Robinson, izay mamerimberina hatrany fa hampody io olona io eto raha toa ka lany eo satria isan’ireo nogadraina sy nampijaliana tamin’ny fotoan’androny i Voninahitsy. Nomarihany nadritra ny resadresaka nifanaovany tamin’ny mpanao gazety teny Antananinarenina omaly fa tsy mijery ny momba ity kandidà ity izy ireo fa kosa manohana sy miaraka amin’i Andry Rajoelina hatrany.
Mba ho fanohizana ny tolona natao niarahana tamin’ny Andry Rajoelina, izay tsy tian’ny vondrona Les As, tarihin’i Voninahitsy Jean Eugene, ho very maina dia nilaza ny hanohana sy hampandany an’i Hery Rajaonarimampianina izy ireo, mandritra ity fifidianana filoham-pirenena fihodinana faharoa. FIFIDIANANA FILOHAM-PIRENENA : Hanohana an’i Hery Rajaonarimampianina ny Vondrona Les As